Entrée fatakana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] vero [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] zava-maniry, karazam-bero [Rakotosaona 1972]
 vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [Ndemahasoa: Antakay]
Définition anglaise  [Provincial] probably the name of a tall grass [Richardson 1885]
Définition française  [Merina] Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Neyraudia arundinacea
Exemples Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka [Ndemahasoa: Antakay, page 40]
Citations 

2019/08/17