Entrée fasehina (fasika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
¶ Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise sandy. [Richardson 1885]
Définition française sablonneux [SLP 1986]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

2010/05/18