| Entrée | 1 fasihina |
| Radical | 2 fasika |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany.
5 Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 sandy..
[1.2] |
| Explications en français |
7 sablonneux.
[1.13] |
| Vocabulaire | 8 Géologie |
| Autres orthographes | 9 fasehina |
| Anagrammes | 10 fasihina, 11 fihasina, 12 fisahina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|