| Entrée (1/3) | 1 farina |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 hoarse.
[1.2] |
| Exemples |
5 Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony;
[2.285#]
6 Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 8 2 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/3) | 9 farina |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11 Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza
[1.1] |
| Dérivés |
|
| Entrée (3/3) | 13 farina |
| Partie du discours | 14 nom |
| Explications en malgache |
15 Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy
[1.1] |
| Explications en anglais |
16 small scurf on the nose.
[1.2] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 18 fanary, 19 fanira, 20 Farany, farany, farina, 21 finara, 22 firaña, firana, 23 rafina |
| Mis à jour le 2025/12/13 |
|