|
|
|
|

Entrée (1/2)1  farango
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitra itỳ sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny tratra (Job. Rakotovao) [Tsimihety] [1.1]
Explications en anglais  4  a hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally. [1.2]
Explications en français  5  hameçon, croc. [Tankarana] [1.19]
6  crochet, instrument crochu. [1.5]
7  crochet [1.13]
Exemples  8  Raha tefena ny farango
ka amboarina ny fintana
ny amalona no anaovana azy
raha velarina ny fandrika
ny vorona no anaovana azy
[2.131]
Dérivés 
9  Noms :
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot farango

Entrée (2/2)12  farango
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo [1.13]
Vocabulaire  15  Musique: (en général)

Anagrammes  16  fangaro, fangora, farango

Mis à jour le 2023/02/08