Entrée |
fanoratana
(soratra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [1.1]
|
Explications en anglais | A writing table or desk. [1.2]
|
Explications en français | L'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [1.3]
|
Exemples |
1 | amy ny ilay boky fanoratana ny andevo
[2.59]
|
2 | Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets.
[2.366]
|
3 | Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany!
[2.356]
|
|
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
|