Entrée fanompana (ompa)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fonomponao; tsy hahavoa ahy izany
¶ Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [Rajemisa 1985]

Entrée fanompana (ompana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [Rajemisa 1985]

Entrée fanompàna
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] sinibe [Rakotosaona 1972]

2012/11/15