|
|
|
|

Entrée1  fanokafana
Radical  2 sokatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao.
5 Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo.
6 Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona. [1.1]

Anagrammes  7 fanafokana, 8 fanakofana, 9 fanokafana

Mis à jour le 2025/09/12