Entrée (1/3) | 1 fanoharana |
Radical | 2 ohatra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Taimoro]
fandrefesana, famarana 5 [1.1] Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany 6 [1.13] fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra |
Explications en anglais |
7 [1.2, 1.7] a parable 8 [1.2, 1.7] a comparison 9 [1.2] a measure, the means of measuring, a figure of speech |
Explications en français |
10 [1.8, 1.13] parabole 11 [1.8] comparaison |
Exemples |
12 Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996] 13 Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48] 14 na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470] |
Mots composés |
|
Titres | 16 Fanoharana (Rahidy Basilide) |
Article |
17 Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/3) | 18 fanoharana |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 [1.13] fanandramana |
Explications en français |
21 [1.13] essayage |
Vocabulaire |
22 Economie: vêtements |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 25 Fanoharana |
Mots élémentaires | 26 fanoharana |
Partie du discours | 27 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Vocabulaire |
28 Littérature: livres |
Auteur |
29 Rahidy Basilide |
Anagrammes | 30 fanarohana, Fanoharana, fanoharana, fanorahana, hanaforana, hofaranana, nohafarana |
Mis à jour le 2023/10/12 |