Entrée fanodinana (hodina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1]
 Asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13]
Explications en français Transformation, traitement [1.13]
Exemples Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [2.503]
Mots composés 

Entrée fanodinana
Partie du discours nom
Explications en français Manivelle [1.13]
Vocabulaire 

Entrée fanodinana (odina)
Partie du discours nom
Explications en français L'action de faire révolter [1.3]
Vocabulaire 
Synonymes fampiodinana

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20