|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanodina
Radical  2  hodina
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary
Explications en français  5  [1.3#257] manière de faire tourner
Exemples  6  Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [2.606]

Entrée (2/2)7  fanodina
Radical  8  odina
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1]
Explications en français  11  [1.3#457] manière de faire révolter
Synonymes  12  fampiodina

Anagrammes  13  donafany, fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana, nadofany, nidoafan, nofadina

Mis à jour le 2023/01/20