Entrée | 1 fanjavozavo |
Radical | 2 zavozavo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra manjavozavo, tsy mazava tsara: Tsy afaka handeha maraina ianareo noho ny fanjavozavon' ny andro amin' izao ririnina izao |
Mis à jour le 2023/01/05 |