|
|
|
|

Entrée1  fanjanahana
Radical  2  zanaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fananganana ho zanaka
Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna.
Explications en français  5  [1.3] l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause
Exemples  6  Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy. [2.503#]
7  fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay. [2.606#]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/12