|
|
|
|

Entrée1  fanjanahantany
Mots élémentaires  2 fanjanahana, 3 tany
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony [1.1]
6 fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany [1.13]
Explications en français  7 [fanjanahan-tany] néocolonialisme [1.13]
8 colonisation, colonialisme [1.66]
Vocabulaire  9  Politique

Mis à jour le 2026/02/04