|
|
|
|

Entrée1  fanimpitony
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  impito
Morphologie 
4  Simple :
Explications en malgache  5  [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy
Explications en français  6  [1.3] pour la septième fois
Exemples  7  [2.996] Ary nony fanimpitony, dia hoy izy:

Mis à jour le 2025/07/29