| Entrée | 1 fangalarina | 
| Radical | 2 halatra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy ny mangalatra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   A confirmed thief. [1.2] 6 habitually thievish [1.7] | 
| Explications en français | 7   un voleur de profession [1.3#209, 1.8] | 
| Exemples | 8   izay fatra-pifehy trano fangalarina.
[1.437#] 9 Ny papango fangalarina, ny goaika didimaso, ary ny takatra lava hatoka; [2.69#] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |