Entrée |
fangalabola
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola,
dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [Ravelojaona 1937]
|
| Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | la chenille d'une espèce de Psyché [Abinal 1888]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
fangalabola
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Betsileo]
karazana manavy (biby) [Ravelojaona 1937]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
fangala-bola
(halatra, vola)
|
Partie du discours | locution
|
Citations |
|