|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fangalabola
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10]
4 Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1]
Explications en français  5 la chenille d'une espèce de Psyché [1.3]
Vocabulaire  6  Zoologie: invertébrés

Entrée (2/3)7  fangalabola
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9 karazana manavy (biby) [Betsileo] [1.10]
Vocabulaire  10  Zoologie: mammifères

Entrée (3/3)11  fangala-bola
Mots élémentaires  12 fangalatra, 13 vola
Partie du discours  14  locution
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  fangala-bola, fangalabola

Mis à jour le 2025/12/08