Entrée (1/3) | 1 fandry |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? |
Exemples |
4 Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 19 fandry |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 [1.78] [Taimoro]
zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana |
Vocabulaire |
22 Botanique: herbe |
Synonymes | 23 fandrana |
Entrée (3/3) | 24 fandry |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en français |
26 [1.196] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [Sakalava]
|
Vocabulaire |
27 Botanique |
Anagrammes | 28 fandry, findra |
Mis à jour le 2023/12/31 |