|
|
|
|

Entrée1  fandrodana
Radical  2 rodana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava.
5 Azo arodana. [1.1]
Explications en français  6 Ce qu’on peut renverser, manière de renverser. [1.3#542]
Exemples  7  Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka? [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12