Entrée | fandrin > fandry | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1] | |||
Exemples | Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena.
[2.285] | |||
Dérivés |
| |||
Mots composés |
| |||
Entrée | fandrin > fandry | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | [Taimoro] Zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78] | |||
Vocabulaire | Botanique: herbe | |||
Synonymes | fandrana | |||
Entrée | fandrin > fandry | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en français | [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux ( eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [1.196] | |||
Vocabulaire | Botanique | |||
Anagrammes | fandry, findra |