|
|
|
|

Entrée1  fandriana
Radical  2  andry
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Explications en anglais  5  a bed, bedding. [1.2]
6  a bed [1.7]
Explications en français  7  lit [1.8]
Exemples  8  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
9  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Vocabulaire  10  Economie: articles ménagers
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot fandriana
Article  18  Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  19  fandirana, fandriana, fiandrana

Mis à jour le 2023/05/23