Entrée | 1 fandrefiala |
Radical | 2 refy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [1.1] |
Explications en anglais |
5 [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [1.2] |
Explications en français |
6 espèce d'aspic [1.54] |
Exemples |
7 Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [2.643] |
Vocabulaire |
8 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Mis à jour le 2020/07/31 |