Entrée fandrefiala (refy, ala)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [Richardson 1885]
Définition française   espèce d'aspic [Rajemisa: Vakoka]
Exemples   Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 56]
Vocabulaire  
Synonymes   pily

Mis à jour le 2016/11/10