Entrée fandoahana (loaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana loaka, lavaka [1.1]
Explications en anglais The act of piercing; a tool for making holes [1.7]
Explications en français Action de percer un trou; outil pour percer [1.8]
Exemples Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. [2.424]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/01