|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandeha
Partie du discours  2  nom
Radical  3  leha
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny
Dia: Adanodano ny fandehanao
Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?
Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany
Explications en français  9  [1.3] la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche)
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot fandeha

Entrée (2/2)11  fandeha
Partie du discours  12  conjonction [Liste complète]
Explications en anglais  13  [1.2] yet, but. See nefa.
Analogues  14  kandeha, nefa

Anagrammes  15  fandeha, handefa

Mis à jour le 2025/08/10