| Entrée | 1 nefa |
| Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Enti-milaza hevitra mifanohitra amin' ilay voalaza eo aloha: Marary izy nefa tonga ihany. (Tsara homarihina fa manana endrika roa hafa io teny io, izay tsy dia tena mitovy fampiasa aminy: "anefa" sy "kanefa":.
4 -- anefa, dia fampiasa matetika eo aorian' ny teny voalohany amin' ny tapaky ny fehezanteny faharoa: Marary izy; mahagaga anefa fa tonga ihany;. 5 -- kanefa: fampiasa raha lavalava ilay tapaky ny fehezan-teny faharoa: Marary izy, kanefa mahagaga fa tonga ihany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 nevertheless, though. It is the primitive root of the words anefa, fanefa, kanefa, kandrefa. It is also the provincial past tense of efa..
[1.2] 7 but (same as kanefa but used in slightly different ways). [1.7] |
| Explications en français |
8 cependant; kanefa et nefa s'emploient selon que les deux membres de la phrase mis en opposition sont long ou bref; anefa est enclitique..
9 -- Namely ny anao lahy, kanefa tsy nahavoa fa maika loatra. 10 -- Namely ny anao lahy, nefa tsy nahavoa. 11 -- Namely ny anao lahy, tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka. [1.12] 12 mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente). [1.8] |
| Analogues | 13 fa, 14 kanjo, 15 saingy |
| Anagrammes | 16 fane, 17 feña, fena, 18 nefa |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|