|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandeha
Radical  2 leha
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny.
5 Dia: Adanodano ny fandehanao.
6 Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?.
7 Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany. [1.1]
Explications en français  8 la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche). [1.3]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Tous les mots composés  11  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)13  fandeha
Partie du discours  14  conjonction [Liste complète]
Explications en anglais  15 yet, but. See nefa.. [1.2]
Analogues  16  kandeha, 17  nefa

Mis à jour le 2025/11/09