Entrée | 1 fandalàna |
Radical | 2 lala |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fisaonana [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 5 Ny fotoana isaonana ny vady maty 6 Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy [1.1] |
Exemples |
7 Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena. [4.27#] 8 Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". [2.606#] |
Synonymes | 9 fandalaha#mg.n |
Mis à jour le 2023/04/09 |