|
|
|
|

Entrée1  fandaharana
Radical  2  lahatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana: ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra
5  Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana
6  Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1]
7  fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13]
Explications en anglais  8  the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7]
Explications en français  9  programme [1.8, 1.13]
10  action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8]
11  rangement [1.13]
Exemples  12  Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. [2.59#]
13  Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. [1.357#]
14  Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. [1.369#]
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Mots composés 

Anagrammes  26  fandaharana, handafarana

Mis à jour le 2023/09/04