Entrée fanasan' ny tompo (asa, tompo)
Partie du discours locution
Définition malgache (fivavahana protestanta) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon' i Kristy tamin' Izy nizara tamin' ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan' ny nahafatesany: Mandray fanasan' ny Tompo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise The Lord's Supper. Fanasana is very frequently used alone for this. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31