Entrée (1/2) | 1 fanasana |
Radical | 2 asa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1] 5 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika 6 Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1] |
Explications en anglais |
7 a feast, a banquet [1.2, 1.7] |
Explications en français |
8 festin, banquet; invitation [1.8] |
Exemples |
9 Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381#] |
Synonymes | 10 fanasam-be |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres | 15 Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana : Fomba fanao raha misy maty: famangiana ~ levenana ~ kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) |
Article |
16 Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 17 fanasana |
Radical | 18 sasa |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1] |
Explications en anglais |
21 A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2] 22 washing clothes, washing [1.7] |
Explications en français |
23 action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave. [1.5] 24 la lessive, action de laver le linge [1.8] |
Exemples |
25 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/07/14 |