|
|
|
|

Entrée1  fanapaka
Radical  2  tapaka
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manapaka, mandidy, manito
Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany
Exemples  5  [2.996#] Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny.

Anagrammes  6  fanapaka, panafaka

Mis à jour le 2025/01/21