Entrée fanana (anana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Vola alaina na samborina misy zanany; ny fomba fampanjanaham-bola [1.1]
Explications en anglais Used in fanankaren-tsirodona and other forms [1.2]
Exemples Ary ny fanana izay omeko any ireo tera dRaketaka ireo, Ataoko tsy azon'olom-belona harahina halaina; [2.59]
Mots composés 

Entrée fan~ana
Partie du discours circonfixe [Mots avec fan~ana]

Mis à jour le 2023/10/16