|
|
|
|

Entrée1  fanampenana
Radical  2  tampina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana

Mis à jour le 2024/12/07