|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanamiana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  amy
Explications en malgache  4  [1.1] Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina
5  [1.78] fitafiana [Bezanozano]
Explications en anglais  6  [1.7] a uniform
Explications en français  7  [1.8] l'uniforme
Exemples  8  [2.470] I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy.
9  [2.996] Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina.
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)11  fanamiana
Partie du discours  12  nom
Radical  13  tamy
Explications en français  14  [1.3] l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause

Anagrammes  15 famaniana, 16 fanamaina, 17 fanamiana

Mis à jour le 2025/09/12