Entrée fanambarana (ambara)
Partie du discours nom
Définition malgache Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
¶ Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise revelation, disclosure [Hallanger 1973]
Définition française révélation, action de manifester [Hallanger 1974]

Entrée fanambarana (tambatra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [Rajemisa 1985]

Entrée Fanambaràna
Partie du discours nom propre (livre biblique)
 Fanambaràna, Apokalypsy: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Définition anglaise Revelation: one of the books of the Bible [Baiboly]
Définition française Apocalypse: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Apokalypsy

2015/06/16