| Entrée | 1 fanalana andro | 
| Mots élémentaires | 2 fanala, 3 andro | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 5   fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano.
[2.470] 6 Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5] | 
| Mis à jour le 2024/12/07 |   |