Entrée fanabe (be)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Fanabe mamohehatra ny manala ny zaza eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny [1.1]
Explications en français Ce qui mérite d’être agrandi [1.3]
Exemples 
1Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary hirehareha aminy eo anatrehan' ny olom-pantany. [2.996]
2Fa raha araka ity fanabe azy hatramin' izao, moa tsy atahorana mafy sao ny làla-madisa omaly hanjary tevan-kamono? [2.296]

Mis à jour le 2023/01/06