Entrée fampitandremana (tandrina)
Partie du discours nom
Exemples 
1Fampitandremana no mamarana ireny taratasy ireny. [2.117]
2Anganom-baviantitra anefa no fandraisan' ny tanora io fampitandremana io [2.471]
Morphologie 
Simple : fampitandremana, fampitandremako, fampitandremanao, fampitandremany, fampitandremantsika, fampitandremanay, fampitandremanareo, fampitandreman', fampitandreman-, fampitandremam-, fampitandrema-
Préfixée : -pampitandremana, -pampitandremako, -pampitandremanao, -pampitandremany, -pampitandremantsika, -pampitandremanay, -pampitandremanareo, -pampitandreman', -pampitandreman-, -pampitandremam-, -pampitandrema-

Mis à jour le 2023/01/20