| Entrée | 1 fampihaingoana | 
| Radical | 2 haingo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en français | 4   l' action de parer [1.3] | 
| Exemples | 5   Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy;
[2.996] | 
| Tous les mots composés | 6 sary fampihaingoan-javatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |