Entrée fampandrosoana (roso)
Partie du discours nom
Allégation Mot ou expression vu dans: fofifa
Exemples 
1Nony vita ny fampandrosoana ny ankabeazan' ny olonadia mba niantso ny zanany efa-mianadahy hisakafo, Rasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 89]
2Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana. [Baiboly: 53:014:026/1 Korintianina 14:26..]

2013/10/31