Entrée famotsoran-keloka
Mots élémentaires famotsorana ; heloka
Partie du discours locution
Explications en malgache Fahefana manokana ananan'ny filoham-pirenena hanafoana ny sazy sy izay mety ho vokany rehetra na dia efa namoahana didimpitsarana aza [1.13]
Explications en français Amnistie [1.13]
Exemples Fari-pahefan' ny manam-pahefana mahefa ao amin' ny Firenena mpikambana ao aminy ny mikaondoha sy mampifandrindra ny heviny momba ny lalànan' ny famotsorankeloka mba hifanaraka amin' ny fanao iraisampirenena izay tsy mampiditra ho isan' ny mahazo famotsoran-keloka ny vono moka natao amin' ny zanak' olombelona, ny vono moka amin' ny ady, ary ny fanosihosena be vava ny Zon' ny olombelona sy ny fahafahana fototra. [4.27]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/08/19