|
|
|
|

Entrée1 famoriana
Radical  2vory
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia.
5Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly. [1.1]
Explications en anglais  6the act of gathering. [1.7]
Explications en français  7action de réunir. [1.8]
Proverbes  8 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  9 famoirana, 10 famoriana, 11 maforaiña

Mis à jour le 2025/11/02