|
|
|
|

Entrée1  famorana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana
Exemples  4  [2.113#] Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina.
Radical  5  fora
Analogues  6  didifoitra, sikina, sambatra, hasoavana
Article  7  Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  8  anaforam, famorana, fanamaro, fanamora, manafora, ro mafana

Mis à jour le 2025/01/21