Entrée (1/3) | 1 sambatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy Miadan-tsaina, milamin-tsaina, finaritra: Sambatra izany fianakaviana mifankatia izany Mananjara, tsara vintana, ambinina: Sambatra izy nahazo vady hendry [1.1] |
Explications en anglais |
4 blessed, happy [1.7] |
Explications en français |
5 heureux, béni [1.8] |
Exemples |
6 Nahatsiaro ho sambatra ery izahay mianakavy nony nandry voalohany tamin' ny tranonay vaovao.
[2.472]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot sambatra |
Entrée (2/3) | 12 sambatra |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 fora, famorana [Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 15 Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazalahy rehetra teraka ao anatin' ny fito taona dia atambatra hatao hasoavana amin' io andro iray io [Taisaka] [1.1] |
Explications en français |
16 circoncision [1.13] |
Analogues | 17 didiam-poitra, fora, foza, savatse, hasoavana, tapakanake |
Entrée (3/3) | 18 sambatra |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 Fahandro katsaka amin' ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |