|
|
|
|

Entrée1  famoloana
Radical  2  volo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy.
5  (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) [1.1]
Explications en anglais  6  A threshing floor. [1.2]
Mots composés 

Anagrammes  8  famoloana, manao lafo

Mis à jour le 2020/07/31