Entrée famoloana (volo)
Partie du discours nom
Définition malgache Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy.
¶ (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A threshing floor. [Richardson 1885]
Citations 

2012/11/04