|
|
|
|

Entrée1  famingavinga
Radical  2 vingavinga
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina mamingavinga, manivaiva, manambàny.
5 Azo vingavingaina. [1.1]
Exemples  6  Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana; [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12