Entrée | 1 famerina |
Radical | 2 verina |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mamerina Azo averina |
Explications en français |
5 [1.3#828] Ce qu’on peut rendre, manière de rendre |
Exemples |
6 Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao famerina. [2.928#] 7 Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 famerina, fiareman, mafireña, marifeña, mifañare, niaferam, niefaram |
Mis à jour le 2023/12/01 |